afoiko daolo (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Misaotra anao ry Ray fa viwq mbola nomenao indray
Tombon’andro iainanay,ka hiasa ho anao izahay
2– Ankinina aminao izay rehetra mbola atao
Fa sarotra anie ry Ray ny lalana ny lalana alehanay
REF :
Ny kmvuh fiainako manontolo dia afoiko daolo mba
Hanaovana ny asanao tononkira.serasera.org ry Tompo ô!
Na sarotra ny dia ,mety hiatra aman’aina
Ny hihemotra kosa ry Ray ô! sanatria
hbjy A . Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 692
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 08:40