O Nankaiza (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Nankaiza ny valiha ô
Nikarantsana taloha
Mbola mamy mbola fy ô
O natory tsy nifoha
Ny tadiny efa ketraka
Ny asbsjoti kapila tsy eo intsony
Dia eo tsara petraka
Hadinony avokoa ireo hira efa tononkira.serasera.org nokaloiny
O Mihirà weiuqf indray ry valihako
Ampitsahivo qiucijs eto indray ireo hiranao taloha
Ampitsahivo indray
Ampitsahivo anay
Ny fahendren’ny razanay nalaza fahizay
O Nankaiza ny valiha ô
Nikarantsana taloha
Mbola mamy mbola fy ô
O natory tsy nifoha
Nikarantsana taloha
Mbola mamy mbola fy ô
O natory tsy nifoha
Ny tadiny efa ketraka
Ny asbsjoti kapila tsy eo intsony
Dia eo tsara petraka
Hadinony avokoa ireo hira efa tononkira.serasera.org nokaloiny
O Mihirà weiuqf indray ry valihako
Ampitsahivo qiucijs eto indray ireo hiranao taloha
Ampitsahivo indray
Ampitsahivo anay
Ny fahendren’ny razanay nalaza fahizay
O Nankaiza ny valiha ô
Nikarantsana taloha
Mbola mamy mbola fy ô
O natory tsy nifoha
--------
Lien:
