O Nankaiza (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Nankaiza ny valiha hwrmsbel ô
Nikarantsana taloha
Mbola mamy mbola fy ô
O natory tsy nifoha
Ny tononkira.serasera.org tadiny efa ketraka
Ny kapila tsy eo intsony
Dia eo tsara petraka
Hadinony avokoa ireo hira efa nokaloiny
O Mihirà indray ry valihako
Ampitsahivo eto indray ireo hiranao taloha
Ampitsahivo indray
Ampitsahivo anay
Ny fahendren’ny razanay nalaza fahizay
O Nankaiza fyxdto ny valiha ô
Nikarantsana taloha
Mbola mamy mbola fy ô
O natory sgrqsmn tsy nifoha
Nikarantsana taloha
Mbola mamy mbola fy ô
O natory tsy nifoha
Ny tononkira.serasera.org tadiny efa ketraka
Ny kapila tsy eo intsony
Dia eo tsara petraka
Hadinony avokoa ireo hira efa nokaloiny
O Mihirà indray ry valihako
Ampitsahivo eto indray ireo hiranao taloha
Ampitsahivo indray
Ampitsahivo anay
Ny fahendren’ny razanay nalaza fahizay
O Nankaiza fyxdto ny valiha ô
Nikarantsana taloha
Mbola mamy mbola fy ô
O natory sgrqsmn tsy nifoha
--------
Lien:
