O Nankaiza (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Nankaiza ny valiha ô
Nikarantsana taloha
Mbola mamy mbola fy ô
O natory tsy nifoha
Ny tadiny luajl efa ketraka
Ny kapila tsy eo intsony
Dia eo tsara petraka
Hadinony avokoa mtak ireo hira qqcsxc efa nokaloiny
O Mihirà indray ry valihako
Ampitsahivo eto indray ireo hiranao taloha
Ampitsahivo indray
Ampitsahivo anay
Ny fahendren’ny tononkira.serasera.org razanay nalaza fahizay

--------
Link: