Fitia vita voady (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia, fitia vita voady, mandra-maty ho doria
Sanatria, tsy ankoso-bolamena; ka mamiratra jerena
Bararata noladinim-bahy, ka mifaningotra hatrany
Samy tia, ka hiaraka eto an-tany; na ho tsiky na tomany

Na ho sarotra aza re ny dia; ny hiova sanatria
Na ho sembatsemban-drahona aza, nofy izay ho tononkira.serasera.org lefy laza
Mafy cvwsxpz orina ny anay, ho doria mandrakizay
Ka rlchw ny fasana no xpse fetra, amin’ny andronay rehetra

Ny fitia, fitia vita voady; volamena vita sedra
Dina vita sikotra ato anaty, tsy mba taitran-drendrarendra
Voin-tenan’izay tsy tia, te handrava hankahala
Fa fitia, fitia ho doria; tsy mataho-panadala





Feony, tonony: Rabarivola Romule
Mihira: Romule sy Julie
1959

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Romule
Visites : 7980
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 08/09/2005 14:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413