Ry Mozika (ROLF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatramin’izay aho dia tononkira.serasera.org efa vonona ny hiafy
Mba hilalaovako aminao fa mahery mafy ilay afo
Niari-tory lava aho nanoratako ho anao, ry Mozika

Noavahanao tamin’ny sasany aho, manao revy hafahafa
Sarotra ho tian’izay tsy main’ilay afo
Toa donginao izay toerana mibahana ieucmr ato am-poko, ry Mozika

Mba valio aho
Fa efa be izay nomeko anao
Valio aho
Na ny fananako na ny aiko
Valio aho
Izaho irery foana no navelanao ho ahy

Raha tsy nanana anao aho eusginyp dia tsy haiko olxhv izay niafaràko
Tsisy afa-tsy ianao no mahazaka ny adalàko
Mba omeo hasambarana aho, ilay noresahako taminao, ry Mozika



Mba valio aho
Fa efa be izay nomeko anao
Valio aho
Na ny fananako na ny aiko
Valio aho
Izaho irery foana no navelanao ho ahy
.....

ROLF

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ROLF
Vangy : 3690
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rac
Daty : 01/11/2005 21:03
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112