Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Mozika (ROLF)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatramin’izay aho dia efa vonona ny hiafy
Mba hilalaovako aminao fa mahery mafy ilay afo
Niari-tory lava aho nanoratako ho anao, ry Mozika
Noavahanao tamin’ny sasany aho, manao revy hafahafa
Sarotra vnqi ho tian’izay tsy main’ilay afo
Toa donginao izay toerana mibahana ato am-poko, ry Mozika
Mba valio dzkrox aho
Fa efa tononkira.serasera.org be izay nomeko anao
Valio aho
Na ny fananako na ny aiko
Valio aho
Izaho irery foana no navelanao ho ahy
Raha tsy nanana anao aho dia tsy haiko izay niafaràko
Tsisy afa-tsy ianao no mahazaka ny adalàko
Mba omeo hasambarana aho, ilay noresahako taminao, ry Mozika
Mba valio aho
Fa efa be izay nomeko anao
Valio aho
Na ny fananako na ny aiko
Valio aho
Izaho irery ergy foana no navelanao ho ahy
.....
ROLF

--------
Link: