Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voninahitra (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratro ny anaranao ho ambonin’ny rehetra
Fa mamy ny fitiavanao tsy misy fe-petra
Natao sorona ny ainao nohomboina Ianao
Nijaly ianao, nisolo anay
Masina ny afenkiul anaranao handovako ny lanitra
Mpanjakan’ny mpanjaka ianao zanak’Andriamanitra
Azonao ny fandresena nitsangana Ianao
Ka jxln afaka aho(deraina Ianao) mpandrandresy Ianao
Voninahitra anie, voninahitra anie
Voninahitra anie ho an’ilay zanak’odrin’Andriamanitra
Fiarovako ny anaranao vatolampy ehfes fiereko
Tompon’ny fiainako Andriamanitra ekeko
Ny rànao nalatsakao tsy ho very indro tonga hery
Ka afaka aho , nandresy ianao
Ny fiainako rehetra atolotro Anao
Atokako hihiràna ny tononkira.serasera.org fahasoavanao
Nateraka ho tiana Anao aho hihira ho Anao aho
Hi ho he , hankalaza Anao
Mamirampiratra ny fiandriananao
Mpanjakan’ny lanitra nahary izao tontolo izao
Mankalaza sy mitsaoka anao izahay
ry Ray
Fa famonjena Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 7186
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 01/10/2007 06:58