Voninahitra (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratro qnkgda ny anaranao ho ambonin’ny rehetra
Fa mamy ny fitiavanao tsy misy fe-petra
Natao sorona ny ainao nohomboina Ianao
Nijaly ianao, nisolo anay
Masina ny anaranao handovako ny lanitra
Mpanjakan’ny mpanjaka ianao zanak’Andriamanitra
Azonao ny fandresena nitsangana Ianao
Ka afaka aho(deraina Ianao) mpandrandresy Ianao
Voninahitra anie, voninahitra anie
Voninahitra anie ho an’ilay zanak’odrin’Andriamanitra
Fiarovako ny anaranao vatolampy fiereko
Tompon’ny fiainako Andriamanitra ekeko
Ny rànao nalatsakao tsy ho very indro tonga hery
Ka afaka aho , nandresy ianao
Ny fiainako rehetra atolotro Anao
Atokako hihiràna ny fahasoavanao
Nateraka ho tiana aapn Anao aho hihira ho Anao aho
Hi ho he , hankalaza Anao
Mamirampiratra tononkira.serasera.org ny fiandriananao
Mpanjakan’ny lanitra nahary izao tontolo izao
Mankalaza sy mitsaoka anao mdgxtkv izahay
ry Ray
Fa famonjena Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 7282
Likes : 0 Like
Created by : Fiffi
Date : 01/10/2007 06:58