TSY MAINTSY (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy maintsy nsaqglr ho an-tranon’ny Raiko aho
Fa efa lasa tanteraka any ho aho ny saiko
Fa aloky ny ho avy ny ety an-tany
Fa seaewfld ny tena izy dia efa miandry antsika
Any an-danitra any
Izy tsy amidy fa omena
Maimaim-poana ny famonjena
Tsy ho lavo, tsy ho tafintohina ianao
Handeha any am-parany any
F’izay mijoro ihany tmvgu no antsoiny
Handeha ho any an-danitra any
Ny marina hisikinana ny tena fahamarinana
Tano ny sabatra roa lela
Tano mafy fa aza avela
Mbola maro no antsoina tononkira.serasera.org ho ao am-bala
Mahalala nefa misalasala
Tsy hatory tsy ho rendremana ianao
Hiambina ny tanana
Ho feno fandriam-pahalemana ianao
Hitondra ny fahazavana
Ho sakaizan’ny Tompo, ny finoana fihino
Tano ny sabatra roa lela
Tano mafy fa aza avela
Fa efa lasa tanteraka any ho aho ny saiko
Fa aloky ny ho avy ny ety an-tany
Fa seaewfld ny tena izy dia efa miandry antsika
Any an-danitra any
Izy tsy amidy fa omena
Maimaim-poana ny famonjena
Tsy ho lavo, tsy ho tafintohina ianao
Handeha any am-parany any
F’izay mijoro ihany tmvgu no antsoiny
Handeha ho any an-danitra any
Ny marina hisikinana ny tena fahamarinana
Tano ny sabatra roa lela
Tano mafy fa aza avela
Mbola maro no antsoina tononkira.serasera.org ho ao am-bala
Mahalala nefa misalasala
Tsy hatory tsy ho rendremana ianao
Hiambina ny tanana
Ho feno fandriam-pahalemana ianao
Hitondra ny fahazavana
Ho sakaizan’ny Tompo, ny finoana fihino
Tano ny sabatra roa lela
Tano mafy fa aza avela
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 14065
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Feti Lanto
Daty : 12/08/2004 06:01
