TSY MAINTSY (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy maintsy ho tononkira.serasera.org an-tranon’ny Raiko aho
Fa efa lasa tanteraka any ho aho ny saiko
Fa aloky ny ho avy ny ety an-tany
Fa ny tena izy dia efa miandry antsika
Any an-danitra any
Izy tsy amidy fa omena
Maimaim-poana ny famonjena
Tsy ho ocsxupif lavo, tsy ho tafintohina ianao
Handeha any am-parany any
F’izay mijoro ihany no antsoiny
Handeha ho any an-danitra any
Ny marina hisikinana ny tena fahamarinana
Tano ny sabatra roa lela
Tano mafy fa aza avela
Mbola maro no fvkbzvi antsoina ho ao am-bala
Mahalala nefa misalasala
Tsy hatory tsy ho rendremana ianao
Hiambina ny tanana
Ho feno fandriam-pahalemana ianao
Hitondra ny fahazavana
Ho sakaizan’ny Tompo, ny finoana fihino
Tano ny wfxibi sabatra roa lela
Tano mafy fa aza avela
Fa efa lasa tanteraka any ho aho ny saiko
Fa aloky ny ho avy ny ety an-tany
Fa ny tena izy dia efa miandry antsika
Any an-danitra any
Izy tsy amidy fa omena
Maimaim-poana ny famonjena
Tsy ho ocsxupif lavo, tsy ho tafintohina ianao
Handeha any am-parany any
F’izay mijoro ihany no antsoiny
Handeha ho any an-danitra any
Ny marina hisikinana ny tena fahamarinana
Tano ny sabatra roa lela
Tano mafy fa aza avela
Mbola maro no fvkbzvi antsoina ho ao am-bala
Mahalala nefa misalasala
Tsy hatory tsy ho rendremana ianao
Hiambina ny tanana
Ho feno fandriam-pahalemana ianao
Hitondra ny fahazavana
Ho sakaizan’ny Tompo, ny finoana fihino
Tano ny wfxibi sabatra roa lela
Tano mafy fa aza avela
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 14067
Likes : 0 Like
Created by : Feti Lanto
Date : 12/08/2004 06:01
