Te-hahita (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba ilazao
Ilazao izay havako izay
Fa ny tononkira.serasera.org ohatr’izao
Ny ohatr’izao glofoy tsy ho mandrakizay
Fotoana vetivety ihany
Tsy maintsy andalovana izany
Ady mazana
Matoa tsy tazatazana
Mba te-hahita anao anie aho
Nefa tsy afa-manoatra
Mbola betsaka loatra
Ny zavatra atao
Te-ho any
Te-ho any aho
Androany izao dia izao
Manina e
Nefa tsy afaky njjepwl ny handeha
Ny eritreritra injao lasana any
Manjohy anao hatrany
Tsy afaka anefa te-ho any
Hafatra sisa no iononana apetraka hoe
Veloma hono hoe
Fa ihgc ny aty e e
Nofy izay hanadino
Efa tsindrindaona
Te-hahita anao foana
Ny aty e e
Matoky sady mino
Mbola hisy fotoana
Hahafahana mihaona
Ilazao izay havako izay
Fa ny tononkira.serasera.org ohatr’izao
Ny ohatr’izao glofoy tsy ho mandrakizay
Fotoana vetivety ihany
Tsy maintsy andalovana izany
Ady mazana
Matoa tsy tazatazana
Mba te-hahita anao anie aho
Nefa tsy afa-manoatra
Mbola betsaka loatra
Ny zavatra atao
Te-ho any
Te-ho any aho
Androany izao dia izao
Manina e
Nefa tsy afaky njjepwl ny handeha
Ny eritreritra injao lasana any
Manjohy anao hatrany
Tsy afaka anefa te-ho any
Hafatra sisa no iononana apetraka hoe
Veloma hono hoe
Fa ihgc ny aty e e
Nofy izay hanadino
Efa tsindrindaona
Te-hahita anao foana
Ny aty e e
Matoky sady mino
Mbola hisy fotoana
Hahafahana mihaona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 4958
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 02/12/2002 09:59
