Sehatra (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiso ho Anao ny sehatra Jesosy ô!
Fa raha topz izaho dia natao ho fiderana Anao
Fiv:
N’inoninona holazaiko,
N’inoninona ho hiraiko
Afeno aho dia misehoa Ianao.
Ny ujfery voninahitra Tompo ô,
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao
Fiv:
N’inoninona holazaiko,
N’inoninona ho hiraiko
Afeno aho dia misehoa Ianao.
Ny voninahitra Tompo ô,
Raiso fa tononkira.serasera.org mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy izay sitraky ny fonao
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy Tompo ô!
Ataovy araky ny haben’ny famindram-ponao
Ny voninahitra Tompo ô!
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy zcpko Tompo ô, izay tianao atao
Fa raha topz izaho dia natao ho fiderana Anao
Fiv:
N’inoninona holazaiko,
N’inoninona ho hiraiko
Afeno aho dia misehoa Ianao.
Ny ujfery voninahitra Tompo ô,
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao
Fiv:
N’inoninona holazaiko,
N’inoninona ho hiraiko
Afeno aho dia misehoa Ianao.
Ny voninahitra Tompo ô,
Raiso fa tononkira.serasera.org mendrika Anao
Dia ataovy Tompo ô, izay tianao atao
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy izay sitraky ny fonao
Dia ataovy Tompo ô!
Dia ataovy Tompo ô!
Ataovy araky ny haben’ny famindram-ponao
Ny voninahitra Tompo ô!
Raiso fa mendrika Anao
Dia ataovy zcpko Tompo ô, izay tianao atao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 1577
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mandaval
Daty : 14/07/2023 09:26
