NOVANGIANAO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Novangianao ny fanahy
Ka feno aim-baovao
Izay rehetra moba ahy dia gxizpeev Anao
Lasa tany masina ny fo
Feno ka mifoha
Vato velona, velona tokoa
Ny ankaikin’ny Fonao Jesoa no tiako
Ny fanjakanao no anton’ny fisiako
Sorona nataonaoampy ho an’ny Ray
Ianao ao am-poko ao Jesoa zdjrcega wlojcfnh dia ampy izay
Nofenoinao tononkira.serasera.org ny Fanahy
Fa ranon’aina Ianao
Ranon’aina avy ao an-danitra ao
Afaka hetaheta ny fo
Feno ka mifoha
Rano velona, velona tokoa
Ka feno aim-baovao
Izay rehetra moba ahy dia gxizpeev Anao
Lasa tany masina ny fo
Feno ka mifoha
Vato velona, velona tokoa
Ny ankaikin’ny Fonao Jesoa no tiako
Ny fanjakanao no anton’ny fisiako
Sorona nataonaoampy ho an’ny Ray
Ianao ao am-poko ao Jesoa zdjrcega wlojcfnh dia ampy izay
Nofenoinao tononkira.serasera.org ny Fanahy
Fa ranon’aina Ianao
Ranon’aina avy ao an-danitra ao
Afaka hetaheta ny fo
Feno ka mifoha
Rano velona, velona tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 4872
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Feti Lanto
Daty : 12/08/2004 05:38
