IANAO NO ANTENAIKO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy voatsindry fa mijoro,
Efa rotika torotoro,
Ambivitra ny rojonay,
Efa tsisy esgvioyd herintsaina,
Mitaraina mitoloko,
Ampiseho anao bmndkas ny foko,
Jesoa Malala,
Ianao Mahalala,
Fantatro fa ny Anao tsy miova ny fitia
Efa niainako ny fitantananao
Ny maso sy ny fonao dia momba ahy foana ety
Mbola Fanantenako foana Ianao
Ianao no Antenaiko amin’ny andron’ny fahareseko
Hanavotra ny aiko amin’ny andron’ny fahalemeko
Fa ny Fanatrehanao, ireo dina nataonao
Antoka ho ahy amin’ny anjara alahatrao ho ahy
Amin’ny hery itokiana
Amin’ny andron’ny fahoriana
Ianao tiydrn no itoerana
Tompon’ny fiheverana
Ny Tànanao no antenaiko
Ny tari-dàlanao no ilaiko
Ho fiainam-baovao
Ny ampitsoko imasonao

Antoka ho ahy amin’ny anjara alahatrao tononkira.serasera.org ho ahy
Ianao no Antenaiko amin’ny andron’ny fahareseko
Hanavotra ny aiko amin’ny andron’ny fahalemeko
Fa ny Fanatrehanao, ireo dina nataonao
Antoka ho ahy amin’ny anjara alahatrao ho ahy
Anjara alahatrao ho ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 10221
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : holyfenosoa
Daty : 13/01/2010 15:17