Hiderako Anao (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin’ny hira fihobiana (2x)
Amin’ny hiakam-pifaliana(2x)
Amin’ny heriko rehetra (4x)


Hihira aho(5x)

Fiv/ Hiderako Anao(3x)
Jesosy ô!

Amin’ny antsam-piderana(2x)
Amin’ny fety sy korana(2x)
Amin’ny foko manontolo(5x)
Jesosy irery ihany no mendrika hoderaina
Raha mbola eto an-tany
Ny Anarany hiraina

Hihira aho(5x)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 19411
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Andriamamonjy Verohanitra
Daty : 29/07/2003 19:39
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122