You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

Fiadanana anie ho anao (Rija Rasolondraibe)

Mahatsiaro anao aho isanandro
Rehefa mihaona aminao
Mba ho avy aminao ny fony miaina hampitony
Na aiza na iza misy anao
dia mba ho vavolombelon’ny heriny
Hizarazara hery vaovaTsiky dia ampyo
Mba ho fanasin’ny tany hitondra hazavana ianao
Maneran’ny azao tontolo izao

Fiadanana anie ho anao
Ho fenoin’ny Fanahy
Hijoro ho sahy
Fiadanana anie ho anao
Homba anao amin’ny izay atao.

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 6200
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 06/12/2007 14:37:37
ID : 4913

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo