EFA NIALA TANY (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niala oah! Niala tany ilay nandrasako oh!
Fantatro fa any na voasakana aza de andrasako eh!
Na mandohalika aza ny foko anie tsy reraka ah!
Andrasako fa izay lazainao tsimaintsy tanteraka eh!
Feno ary ny fotoana tonga iany ity ny farany eh!
Na ny mino na ny minomino foana
Ataony mahita ny anarany eh!
Ny fanjakan'ny tany hifandona
Amin'ny fanjakan'ny lanitra eh!
Tanteraka ny teny fikasany
Hitsangana oah! Andriamanitra eh!
Feno ary ny fotoana ho hitanao ny fipoakany eh!
Feno koa ny vanim-potoana
De wquhpj feno koa ny kapoakany eh!
Ny firenen'ny tany hifandona
Amin'ny firenen'ny lanitra eh!
Tanteraka ny teny fikasany
Hitsangana tononkira.serasera.org oah Andriamanitra eh!
Ambony de ezqop ambony
Ambony ambony ny finoana afnmtk
Ambony
Tsy amelako eh he!
Tsy amelako fa tanako oh!
Tsy amelako eh!
Atsangano tohano ny tanako oh!
Tsy amelako ah ha an!
Tsy amelako fa anjarako oh!
Tsy amelako eh!
Tsy amelako fa itsanganako oh!
Ambony ambony ambony ambony eh!
Andriamanitra tsy andrinareo andrinay
Fantatro fa any na voasakana aza de andrasako eh!
Na mandohalika aza ny foko anie tsy reraka ah!
Andrasako fa izay lazainao tsimaintsy tanteraka eh!
Feno ary ny fotoana tonga iany ity ny farany eh!
Na ny mino na ny minomino foana
Ataony mahita ny anarany eh!
Ny fanjakan'ny tany hifandona
Amin'ny fanjakan'ny lanitra eh!
Tanteraka ny teny fikasany
Hitsangana oah! Andriamanitra eh!
Feno ary ny fotoana ho hitanao ny fipoakany eh!
Feno koa ny vanim-potoana
De wquhpj feno koa ny kapoakany eh!
Ny firenen'ny tany hifandona
Amin'ny firenen'ny lanitra eh!
Tanteraka ny teny fikasany
Hitsangana tononkira.serasera.org oah Andriamanitra eh!
Ambony de ezqop ambony
Ambony ambony ny finoana afnmtk
Ambony
Tsy amelako eh he!
Tsy amelako fa tanako oh!
Tsy amelako eh!
Atsangano tohano ny tanako oh!
Tsy amelako ah ha an!
Tsy amelako fa anjarako oh!
Tsy amelako eh!
Tsy amelako fa itsanganako oh!
Ambony ambony ambony ambony eh!
Andriamanitra tsy andrinareo andrinay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 1342
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Samson Patrick
Date : 23/11/2022 09:42
