EFA NIALA TANY (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa niala oah! Niala tany ilay nandrasako oh!
Fantatro fa any na voasakana aza de andrasako eh!
Na mandohalika aza ny foko qvkbju anie tsy reraka ah!
Andrasako fa izay lazainao tsimaintsy tanteraka eh!
Feno ary ny fotoana tonga iany ity ny farany eh!
Na ny mino na ny minomino foana
Ataony mahita ny anarany eh!
Ny fanjakan'ny tany hifandona
Amin'ny fanjakan'ny lanitra eh!
Tanteraka ny teny fikasany
Hitsangana oah! Andriamanitra eh!
Feno ary ny fotoana ho hitanao ny fipoakany eh!
Feno koa ny vanim-potoana
De feno koa ny kapoakany eh!
Ny firenen'ny tany hifandona
Amin'ny firenen'ny lanitra eh!
Tanteraka ny teny fikasany
Hitsangana oah Andriamanitra eh!
Ambony de ambony
Ambony ambony ny finoana
Ambony
Tsy amelako eh he!
Tsy amelako fa tanako oh!
Tsy amelako eh!
Atsangano tohano ny tanako oh!
Tsy amelako ztyhhuzf ah ha an!
Tsy amelako fa anjarako oh!
Tsy amelako eh!
Tsy tononkira.serasera.org amelako fa itsanganako oh!
Ambony ambony ambony ambony eh!
Andriamanitra tsy lgznjdk andrinareo andrinay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 1346
Likes : 0 Like
Created by : Samson Patrick
Date : 23/11/2022 09:42