Tsy miova (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitanisanisa ny lasa eo aho,
Dia mamisavisa ireo fahiny,
Izaho sy ianao, ilay izaho sy ianao.
Taona folo mantsy tbpl izay no lasa,
Toa tsy hitahita dia nandao,
F’ianao mbola io, tsy miova fa io.
Miovaova loko teny ny andro,
Tao ny manga maro koa ny mainty,
Fa ny endrikao, tononkira.serasera.org tsy noravain’ireo,
Ilay ianao, sy ny fitiavanao,
Tsy mba simbasimba foanan’ireo,
Tsy kivy tsy ketraka.
Tsy mba vitsy f’efa maromaro,
Ireo fanirianao miandry andraso,
Nandalo koa, ny tsy misy indraindray,
Taona folo mantsy izay no lasa,
Mbola be ovmxy ireo izay nokinasa,
No miandry eo, eo anilanao eo.
Fa ianao, tsy niova fitia,
Fa ianao, tsy niova satria,
Mbola mino ianao, sanzhw fa ilay firiavana,
Mbola hitondra indray,
Hitondra hasambarana.
Dia mamisavisa ireo fahiny,
Izaho sy ianao, ilay izaho sy ianao.
Taona folo mantsy tbpl izay no lasa,
Toa tsy hitahita dia nandao,
F’ianao mbola io, tsy miova fa io.
Miovaova loko teny ny andro,
Tao ny manga maro koa ny mainty,
Fa ny endrikao, tononkira.serasera.org tsy noravain’ireo,
Ilay ianao, sy ny fitiavanao,
Tsy mba simbasimba foanan’ireo,
Tsy kivy tsy ketraka.
Tsy mba vitsy f’efa maromaro,
Ireo fanirianao miandry andraso,
Nandalo koa, ny tsy misy indraindray,
Taona folo mantsy izay no lasa,
Mbola be ovmxy ireo izay nokinasa,
No miandry eo, eo anilanao eo.
Fa ianao, tsy niova fitia,
Fa ianao, tsy niova satria,
Mbola mino ianao, sanzhw fa ilay firiavana,
Mbola hitondra indray,
Hitondra hasambarana.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 7233
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 27/04/2004 02:32
