Tsy hiady (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hiady aminao iaho endry e
Iaho tsy hiady aminao
Handrahoy gne tababoaky e
E sozy, e katramoaka
K'adigno koa gne rondra
E sikora, e zana-vily

Tsy hiady aminao iaho endry e
Iaho tsy hiady aminao
Handrahoy gne tababoaky e
E sozy, e katramoaka
K'adigno koa gne rondra
E sikora, e zana-vily

Tiako anao endry e
Tiako mahay mahandr'ô
Velomina aho, tsy vonoinao aho
Omenao raha tiako

Velominao iaho endry e
Namenao raha tiako
Nandrahoinao gne tababoaky e
E sozy, e katramoaka
K'adigno koa gne rondra
Sikora e, zana-vily e

Tsikononao iaho endry
Namenao raha tiako
Handrahoy gne tababoaky e
E sozy, e katramoaka
K'adigno koa gne rondra
E sikora, e zana-vily e

Tiako anao endry e
Tiako mahay mahandro ô
Velomina aho, tsy vonoinao aho
Omenao raha tiako

Iaho tsy hiady aminao
Mangalangalam-pihinana kely aho mama
Mangalangalampihinana kely aho endry
Tiako nahandronao mama, tiako nahandronao endry
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Olombelo Ricky
Vangy : 2252
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/07/2018 19:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.078