rano mandihy (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Volana ambony rano ô!
Mazava taratra,hariva e!
@iny indrindra izaho dia hihira ho anao e!

Manjombona ny andro ô! Velirano hariva e!
Dia hihira mihintsy zaho,hihira ho anao e!

Rano mihira e!
Rano mandihy e!
Hanaitra ny maro ô!
Mitondra fitia e!

Rano mihira e!
Rano mandihy e!
Hanaitra ny maro ô!
Mitondra fitia e!

Zoubidoubidoubioa.......

Androany hariva fotsiny aho dia hihira ho anao e!

Sabotsy hariva mihintsy zaho vao te hifangarongaro ô!

Sabotsy hariva mihintsy zaho vao te hifangarongaro ô!

Zoubidoubidoubioa.......

Omaly hariva anefa zaho dia efa natsiarotsiaro ô!

Omaly hariva ihany zaho dia efa natsiarotsiaro ô!

Tsy mbola nisy takariva teto ambony tany ohatran' iny omaly iny

Henoko e! Any anatinao any hoaho izany e! Mmmmh!

Henoko e! Any anatiko any ianao e! Mmmmh!

Mbola henoko e! Izaho sy ianao hoaho izany e! Mmmmh!

Zoubidoubidoubioa......

Dia nihira tany am-poko zaho nandihizanao e!

Nihira tany am-poko zaho nandihizanao e!

Ho asiko feon'amponga any anatiny any hisidinanao e!

Ho asiko feon'amponga any anatiny any hisidinanao e!

Zoubidoubidoubioa.......

Maraina,atoandro,hariva zaho.
Matsiarotsiaro anazy e! Maraina,atoandro,hariva zaho.
Matsiarotsiaro anazy e!

Rehefa tonga angamba ny hafatra fitiavana.
Veloma any anatiny any.

Rehefa tonga angamba ny hafatra fitiavana.
Veloma any anatiny any.

Henoko e! Any anatinao any hoaho izany e! Mmmmh!
Henoko e! Any anatinao any hoaho izany e! Mmmmh!

Henoko e! Any anatiko any ianao e! Mmmmh!
Henoko e! Any anatiko any ianao e! Mmmmh!

Mbola henoko e! Izaho sy ianao hoaho izany e! Mmmmh!
Mbola henoko e! Izaho sy ianao hoaho izany e! Mmmmh!

Rehefa tonga angamba ny hafatra fitiavana.
Veloma any anatiny any.

Rehefa tonga angamba ny hafatra fitiavana.
Veloma any anatiny any.

Rehefa tonga angamba ny hafatra fitiavana.
Veloma any anatiny any.

Rehefa tonga angamba ny hafatra fitiavana.
Veloma any anatiny any.

Zoubidoubidoubioa.......

Henoko e! Any anatinao any hoaho izany e! Mmmmh!
Henoko e! Any anatinao any hoaho izany e! Mmmmh!
Henoko e! Any anatinao any hoaho izany e! Mmmmh!
Henoko e! Any anatinao any hoaho izany e! Mmmmh!

Mbola henoko e! Izaho sy ianao hoaho izany e! Mmmmh!
Mbola henoko e! Izaho sy ianao hoaho izany e! Mmmmh!
Mbola henoko e! Izaho sy ianao hoaho izany e! Mmmmh!
Mbola henoko e! Izaho sy ianao hoaho izany e! Mmmmh!

Zoubidoubidoubioa...... An an an anh!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Olombelo Ricky
Vangy : 2583
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lal'aina pisou
Daty : 24/10/2015 22:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0754