MPIRAHALAHY (RHL ( Rise Hight our Lord ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MPIRAHALAHY
Raha ny mpirahalahy no mahay mifankatia
Afaka hifanohana ary hifampahery
Hiara-hitsangana , hanohitra ilay ratsy
Hamaha ilay fatorana , izay mangeja atsika
Ny ho avy antenaina, tononkira.serasera.org fa fiainana dpyu mamiratra
Ny tarantsika lerb izao , ataontsika miadana
Avelao ho gisitra any ireo mbola te hiosona
Reo te hiavaka fa olona voafatotra
Raha I Kristy no avela hamonjy
Dia ho hitanao fa hivaha ilay xomgu fatorana
Na na nana na na na …

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RHL ( Rise Hight our Lord )Hits : 962
Likes : 0 Like
Created by : nonoh.harentsou
Date : 07/04/2020 18:21