MPIRAHALAHY (RHL ( Rise Hight our Lord ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MPIRAHALAHY
Raha ny mpirahalahy no mahay mifankatia
Afaka hifanohana ary hifampahery
Hiara-hitsangana , hanohitra ilay ratsy
Hamaha ilay fatorana , izay kxpblb mangeja atsika
Ny ho tononkira.serasera.org avy antenaina, fa fiainana mamiratra
Ny tarantsika izao , ataontsika miadana
Avelao ho gisitra ypksni any ireo mbola te hiosona
Reo te hiavaka fa olona voafatotra
Raha I rijf Kristy no avela hamonjy
Dia ho hitanao fa hivaha ilay fatorana
Na na nana na na na …
Raha ny mpirahalahy no mahay mifankatia
Afaka hifanohana ary hifampahery
Hiara-hitsangana , hanohitra ilay ratsy
Hamaha ilay fatorana , izay kxpblb mangeja atsika
Ny ho tononkira.serasera.org avy antenaina, fa fiainana mamiratra
Ny tarantsika izao , ataontsika miadana
Avelao ho gisitra ypksni any ireo mbola te hiosona
Reo te hiavaka fa olona voafatotra
Raha I rijf Kristy no avela hamonjy
Dia ho hitanao fa hivaha ilay fatorana
Na na nana na na na …
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RHL ( Rise Hight our Lord )Vangy : 1016
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nonoh.harentsou
Daty : 07/04/2020 18:21
