Ampidiro aloha ny tenimiafina
SAMBATRA (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tomponay o! Sambatra ny mino anao,
Sanatria izay ho very, tsy mahatsiaro ho irery
Tena ambany fitahiana ka tsy mba misy ahiana
Sambatra, sambatra izahay Jesoa
1. Mamy re izany hoe eo Jesoa
ezzlanzp Tiako ny miara-dia Aminy
Tena fy ny miaina kfhytf eo akaikiny
2. Omeny ahy idiblt izay rehetra mahasoa
Tsy mamela ahy ho azom-pahoriana Izy
Fo vaovao, fiainan-tsambatra ho ahy izao
Lalaina
tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAKOTOARISON Onja LalainaHits : 3015
Likes : 0 Like
Created by : tsimeti
Date : 31/10/2006 08:44