SAMBATRA (RAKOTOARISON Onja Lalaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yayascsh
Tomponay o! Sambatra ny mino anao,
Sanatria izay ho very, tsy mahatsiaro ho irery
Tena ambany fitahiana ka tsy tononkira.serasera.org mba misy ahiana
Sambatra, sambatra izahay Jesoa
1. rzfe Mamy re izany hoe eo Jesoa
Tiako ny miara-dia Aminy
Tena tsencquc fy ny miaina eo akaikiny
2. Omeny ahy izay rehetra mahasoa
Tsy mamela ahy ho azom-pahoriana Izy
Fo vaovao, fiainan-tsambatra ho ahy izao
Lalaina
Tomponay o! Sambatra ny mino anao,
Sanatria izay ho very, tsy mahatsiaro ho irery
Tena ambany fitahiana ka tsy tononkira.serasera.org mba misy ahiana
Sambatra, sambatra izahay Jesoa
1. rzfe Mamy re izany hoe eo Jesoa
Tiako ny miara-dia Aminy
Tena tsencquc fy ny miaina eo akaikiny
2. Omeny ahy izay rehetra mahasoa
Tsy mamela ahy ho azom-pahoriana Izy
Fo vaovao, fiainan-tsambatra ho ahy izao
Lalaina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAKOTOARISON Onja LalainaHits : 3013
Likes : 0 Like
Created by : tsimeti
Date : 31/10/2006 08:44
