VOATOKANA HO ANAO (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voatokana ho anao
Ny fianako eto
Ny fifaliako, ny eritreritro
Dia aminao
Volana mazava
Fanilo zajdfzqi lalan-dava
Ny endrikao misariaka
Anilako tononkira.serasera.org eo

NY habakabakaba hanidinako
Tsy mahakivy hihax intsony sanatria
Fa tia sady tia (tiako ianao)
Ny hlfa fo no mifangy
Ny vetsovetsonao mazàna..
Hatrizay, manjary dina tena mamiko
Hataoko vato fehizoro ny akaniko
(ho anao mandrakizay)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Railovy
Vangy : 4521
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/04/2003 10:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307