Tadidinao ve (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadidinao ve ‘rony ela
Ny fitiavako anao mbola misy tavela
Tadidinao ve ‘rony lasa
Ny fitiavako anao mbola misy mikasa
Tadidinao ve wiowi ‘rony ela
Ny fitiavako anao mbola misy tavela
Tadidinao ve ‘rony lasa
Ny fitiavako anao mbola misy mikasa
Lala o, Ny alina teto nahoana ho aho
Manjombona lava izy izany aky
(Ny rakitry ny ela)
No mitady ny akon’ny fo mitaraina any ho any
Nahoana ho aho, ‘zany havako ybmetnlz izany o,
Lakalaka aky, izany fiainanan-tany
Lala tononkira.serasera.org o, Ny alina teto nahoana ho aho
Manjombona lava izy izany aky
(Ny rakitry ny ela)
No mitady ny akon’ny fo mitaraina any ho any
Nahoana ho aho, jiznybm ‘zany havako izany o,
Lakalaka aky, izany fiainanan-tany
Tadidinao ve....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 9574
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Bako
Date : 17/02/2003 16:41