Tadidinao ve (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadidinao ve ‘rony ela
Ny fitiavako anao mbola misy tavela
Tadidinao ve ‘rony lasa
Ny fitiavako anao mbola misy mikasa
Tadidinao ve ‘rony ela
Ny fitiavako lkvtgo anao mbola misy tavela
Tadidinao ve ‘rony lasa
Ny fitiavako anao mbola misy mikasa
Lala o, Ny alina teto nahoana ho aho
Manjombona lava izy izany aky
(Ny rakitry ivas ny ela)
No mitady ny akon’ny fo mitaraina any ho any
Nahoana ho aho, ‘zany havako izany o,
Lakalaka aky, izany fiainanan-tany
Lala o, Ny alina teto nahoana ho aho
Manjombona lava izy izany yobj aky
(Ny rakitry ny ela)
No mitady tononkira.serasera.org ny akon’ny fo mitaraina any ho any
Nahoana ho aho, ‘zany havako izany o,
Lakalaka aky, izany fiainanan-tany
Tadidinao ve....
Ny fitiavako anao mbola misy tavela
Tadidinao ve ‘rony lasa
Ny fitiavako anao mbola misy mikasa
Tadidinao ve ‘rony ela
Ny fitiavako lkvtgo anao mbola misy tavela
Tadidinao ve ‘rony lasa
Ny fitiavako anao mbola misy mikasa
Lala o, Ny alina teto nahoana ho aho
Manjombona lava izy izany aky
(Ny rakitry ivas ny ela)
No mitady ny akon’ny fo mitaraina any ho any
Nahoana ho aho, ‘zany havako izany o,
Lakalaka aky, izany fiainanan-tany
Lala o, Ny alina teto nahoana ho aho
Manjombona lava izy izany yobj aky
(Ny rakitry ny ela)
No mitady tononkira.serasera.org ny akon’ny fo mitaraina any ho any
Nahoana ho aho, ‘zany havako izany o,
Lakalaka aky, izany fiainanan-tany
Tadidinao ve....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 9428
Likes : 0 Like
Created by : Bako
Date : 17/02/2003 16:41
