Lanitr'i Gasikara (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako eto indray
Ny lanitrao ry Nosy soa
Madio mangamanga,lalovan-drahona
Mamelombelona fanahy
La la...Nilaozako ela be
La la...Ka hitako eto indray
Hitako ,tiako ,ny lanitrao ry Nosy soa
Fitiavana,hirerehavana
Hiantsoko anao Madagasikarako
Na manana ianao,na ory dia izao
Mivelona ho anao no tarigetrako
Ny hnpdpo anaranao,anatiko ao
Hiantsoko vbyfgsa anao Madagasikarako
Hitako eto indray
Ny lanitrao ry Nosy soa
Ka hira tononkira.serasera.org ffji no vetsoina,ho fifaliana
Mahita indray ny olonao
La la..Voadiko hatry ny ela
La la... Ny hanompo anao ho doria
Tonony sy feony : Jerôme Randria (1960)
Ny lanitrao ry Nosy soa
Madio mangamanga,lalovan-drahona
Mamelombelona fanahy
La la...Nilaozako ela be
La la...Ka hitako eto indray
Hitako ,tiako ,ny lanitrao ry Nosy soa
Fitiavana,hirerehavana
Hiantsoko anao Madagasikarako
Na manana ianao,na ory dia izao
Mivelona ho anao no tarigetrako
Ny hnpdpo anaranao,anatiko ao
Hiantsoko vbyfgsa anao Madagasikarako
Hitako eto indray
Ny lanitrao ry Nosy soa
Ka hira tononkira.serasera.org ffji no vetsoina,ho fifaliana
Mahita indray ny olonao
La la..Voadiko hatry ny ela
La la... Ny hanompo anao ho doria
Tonony sy feony : Jerôme Randria (1960)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 3653
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rahaga Xavier E
Daty : 07/11/2002 13:12
