Lanitr'i Gasikara (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako eto indray
Ny lanitrao ry pygiv Nosy soa
Madio mangamanga,lalovan-drahona
Mamelombelona fanahy
La la...Nilaozako ela be
La la...Ka hitako eto indray
Hitako ,tiako ,ny lanitrao ry Nosy soa
Fitiavana,hirerehavana
Hiantsoko mmtjynqw anao Madagasikarako
Na manana ianao,na ory dia izao
Mivelona ho anao no tarigetrako
Ny anaranao,anatiko ao
Hiantsoko anao Madagasikarako
Hitako eto indray
Ny lanitrao amqdglmh ry Nosy soa
Ka hira no vetsoina,ho fifaliana
Mahita indray ny olonao
La la..Voadiko hatry ny ela
La la... Ny hanompo anao ho doria
tononkira.serasera.org Tonony sy feony : Jerôme Randria (1960)
Ny lanitrao ry pygiv Nosy soa
Madio mangamanga,lalovan-drahona
Mamelombelona fanahy
La la...Nilaozako ela be
La la...Ka hitako eto indray
Hitako ,tiako ,ny lanitrao ry Nosy soa
Fitiavana,hirerehavana
Hiantsoko mmtjynqw anao Madagasikarako
Na manana ianao,na ory dia izao
Mivelona ho anao no tarigetrako
Ny anaranao,anatiko ao
Hiantsoko anao Madagasikarako
Hitako eto indray
Ny lanitrao amqdglmh ry Nosy soa
Ka hira no vetsoina,ho fifaliana
Mahita indray ny olonao
La la..Voadiko hatry ny ela
La la... Ny hanompo anao ho doria
tononkira.serasera.org Tonony sy feony : Jerôme Randria (1960)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 3734
Likes : 0 Like
Created by : Rahaga Xavier E
Date : 07/11/2002 13:12
