HISY HATSIAROVANAO NY ANARAKO (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisy hatsiarovanao
Ny anarako
Hisy hanembonanao
Ny fitiavako
Ny fo nitia,
Jamba nanantena anao
Eny mbola hitomany ianao
Toy izao tononkira.serasera.org tomaniko izao

Mangahiahy,mangahiahy
Maratra ny ao am-po
’Zao rehetra izao
Rakotr’aizina avokoa
Nilaozanao hcsq mbola tia
Ka tomany mahatsiaro
Ireo dina ywcxgkty vsxzq izay natao
Ho tia anao

Hisy hatsiarovanao....sns

Efa nilazako ianao
Nilazako...
Ny tsiambarateloko
Efa nitiaviko ianao
Ny fitia tsy hay nafeniko
Nefa alahelo sy tomany
No zakaiko noho izany

Hisy hatsiarovanao....sns.


Tonony/feony:Jerôme RANDRIA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Railovy
Visites : 12714
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : HASINA
Date : 21/06/2002 22:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363