Kely Fotsiny (PRINCIO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Enoko ny resaka androany, fa hoe hanambady ianao.
Nalahelo tononkira.serasera.org mafy aho nitomany, vao oweg nahare an'ilay vaovao.
Ianao ilay olon-tiako hatriny ela, toa riibejc tsy tana fa lasa nande.
Izaho sy ny fahoriako no sisa tavela, atao ahoana fa mlirlsz hiaretana eh.
Enoko tamin'ny olona androany, fa hoe ho any andafy ianao.
Saika torana mitsy aho nitomany, vao nahare an ilay vaova.
Ianao ilay olon-tiana hatriny ela, toa tsy tana fa lasa nanidina eh.
Izaho sy ny fandriana no sisa tavela, atao ahoana fa izay voa manodidina eh.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PRINCIOVangy : 1492
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mickaelradaniarisoa
Daty : 18/01/2022 21:48