Soa nomena (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fatratra mahafinaritra
Lafatra fa maharitra
Ny udikvqc andro kwwgcziv mirotsaka
Masoandro miposaka
Mikalo ny vorona
Mba faly re olona
Dia maro ny kintana
Ka samy mamiratra
Mazava ny volana
Mba faly ianareo olona
Ireo fgsftx no zavaboahary
Nomen’ilay Nahary
Mba hiadananao
Ah, an, ah
Fa soa nomena anao
Tiavo sy hajao
Ireo tononkira.serasera.org no harenanao
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html
Lafatra fa maharitra
Ny udikvqc andro kwwgcziv mirotsaka
Masoandro miposaka
Mikalo ny vorona
Mba faly re olona
Dia maro ny kintana
Ka samy mamiratra
Mazava ny volana
Mba faly ianareo olona
Ireo fgsftx no zavaboahary
Nomen’ilay Nahary
Mba hiadananao
Ah, an, ah
Fa soa nomena anao
Tiavo sy hajao
Ireo tononkira.serasera.org no harenanao
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 4268
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
