Raha Nofy (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aloha tononkira.serasera.org manome toky ianao
Nomenao fitiavana uqlllqp aho
Natolotrao ny fonao
Ny nofy sy ny tsiambaratelo koa
Izaho irery no tianao
Nefa manahy ihany aho
Rahampitso ve mbola ho tia ahy ianao?

REF         Fa raha sanatria ka nofy izao rehetra izao
       hwph         Avelao izy hitohy mbola iarahako aminao
               Mitalaho an-tana-droa raha azo atao
               Avelao aloha hanonofy farany dtmo aho

Azoko atao ve ny ahatoky anao
Sao sanatria ka kilalao
Ny sangy mahery nataonao
Ho torotoro izany foko mitalaho
Lazao re raha sitrakao
Raha tena tia tokoa ianao
Fa na ny ampitso aza mbola ho toy ny anio

(Njila)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Poopy
Vangy : 8450
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 28/04/2017 09:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406