Mila anao (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saino anie fa misy olo-marobe
Tsy fantany ny iruiat tokony alehany
Mila anao hanoro dia
Hitarika ny lalany
Mila anao manome
Hatsara ny hoaviny

Aoka re mba tsy hinia tsy handre
Ny antsony mitady vonjy aminao
Mila anao hanoro dia
Hitarika ny lalany
Mila anao manome
Hatsara ny hoaviny

Ka ho anao zay fvxsqkrt mahare zao antso izao
Tsotra anie izay andrasany aminao
Aza avela hiady tononkira.serasera.org irery
Raha mbola misy azo atao
Mila namana izy ireo
Hitarika ny kmbykoj lalany
Hahatsara ny hoaviny
Ho masoandrony.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 6782
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Iketaka
Date : 04/04/2003 14:39
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141