Mila anao (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saino anie fa misy olo-marobe
Tsy fantany ny tokony tononkira.serasera.org alehany
Mila anao hanoro dia
Hitarika ny lalany
Mila anao manome
Hatsara ny hoaviny

Aoka re mba wzsh tsy hinia tsy handre
Ny antsony mitady vonjy aminao
Mila anao hanoro dia
Hitarika ny lalany
Mila anao manome
Hatsara ny hoaviny

Ka ho anao zay mahare zao antso izao
Tsotra anie izay lperovw andrasany aminao
Aza avela hiady irery
Raha mbola misy azo atao
Mila izzug namana izy ireo
Hitarika ny lalany
Hahatsara ny hoaviny
Ho masoandrony.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Poopy
Hits : 6693
Likes : 0 Like
Created by : Iketaka
Date : 04/04/2003 14:39
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0178