HIRAM-PITIAVANA (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hwvpxv Hiram-pitiavana hiraiko ho ltreh anao
Entiko hisaorana anao
Tsy nanary ahy tamin’ny tononkira.serasera.org sarotra
Fa naneho fitiavana
Hiram-pitiavana atolotro anao
Ka hanavaozako indray
Ny efa niainan’ny foko hatrizay
Dia ny mbola ho tia anao
Fitantarana ny zava-manjo
Fiantahantako ihany koa
dprvyy Ny amin’izao sy ny ho aviko
Efa natokako ho anao
Hiram-pitiavana omeko anao
Anamafisako indray
Mandra-pikipy ny masoko roa
Ianao no Tompon’ny fo
Entiko hisaorana anao
Tsy nanary ahy tamin’ny tononkira.serasera.org sarotra
Fa naneho fitiavana
Hiram-pitiavana atolotro anao
Ka hanavaozako indray
Ny efa niainan’ny foko hatrizay
Dia ny mbola ho tia anao
Fitantarana ny zava-manjo
Fiantahantako ihany koa
dprvyy Ny amin’izao sy ny ho aviko
Efa natokako ho anao
Hiram-pitiavana omeko anao
Anamafisako indray
Mandra-pikipy ny masoko roa
Ianao no Tompon’ny fo
--------
Lien:
