HIRAM-PITIAVANA (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiram-pitiavana hiraiko tononkira.serasera.org ho anao
Entiko hisaorana anao
Tsy nanary ahy tamin’ny sarotra
Fa naneho fitiavana
Hiram-pitiavana atolotro anao
Ka hanavaozako indray
Ny efa niainan’ny rvpx foko hatrizay
Dia ny mbola ho amhjr tia anao
Fitantarana ny zava-manjo
qlewbvo Fiantahantako ihany koa
Ny amin’izao sy ny ho aviko
Efa natokako ho anao
Hiram-pitiavana omeko anao
Anamafisako indray
Mandra-pikipy ny masoko roa
Ianao no Tompon’ny fo
Entiko hisaorana anao
Tsy nanary ahy tamin’ny sarotra
Fa naneho fitiavana
Hiram-pitiavana atolotro anao
Ka hanavaozako indray
Ny efa niainan’ny rvpx foko hatrizay
Dia ny mbola ho amhjr tia anao
Fitantarana ny zava-manjo
qlewbvo Fiantahantako ihany koa
Ny amin’izao sy ny ho aviko
Efa natokako ho anao
Hiram-pitiavana omeko anao
Anamafisako indray
Mandra-pikipy ny masoko roa
Ianao no Tompon’ny fo
--------
Link:
