DIENY IZAO (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tahotra ny Tompo Andriamanitra
No fiatomboam-pahendrena haharitra
Ny tenin'olonkendry dia voalanjany
Ny adala no tsy mandanja ijfmjkjy izay ambarany

izay rehetra mino an'Andriamanitra
Dia mahalala tsara izay voafaritra
Fa mila mahafantatra ny Teniny
Mba tsy ho diso lalana any

Chorus:
Fa tsy misy very izay rehetra mandeha
Amin'iny lalana mahitsy iny anie
koa dieny izao raha mbola velona tsy tara ianao
Miandry tononkira.serasera.org anao ny Tompo tia

Toa lasa mahavariana, mahatalanjona ery
Ny zaca-bitantsika ety an-tany ety
Fa ilay fandalovan'i Kristy tety
Zary adino, toa lvnol ny tsinotsinona ery

Nefa Izy no ilay Teny tsy mivadika
Izy no sady Toky sy Maharitra
Izy miandry anao halolo-tanana
Te handray ka hiara-dalana

Bridge:
Izy no ilay Teny tsy mivadika
Izy no Toky sy Maharitra
Izy miandry anao hiverina indray
Dieny izao dia tapao
Ho aiza moa aigidbmi no tianao

Auteur: Poopy
Compositeur/arrangeur: Naivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1469