1+1=1 (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sendra nandalo anie aho tamin’izay
Nivezivezy fa tokana iray
Tampoka teo reko avy any aminao
Hazavana hafanana hatsarana
Sendra nandalo ianao tamin’izay
Nifanojo ny masotsika
Nientana iray ny fo sy fanahy
Ka tsarako tsy afaka an-doha
Tsy nisy nanampo izaho sy ianao
Fa hifanojo tononkira.serasera.org dia ho eto izao
Vonona ny hiaraka fa tia
Ka ny faniriana ho doria
Tonga tsy nantsoina avy kcbrbo ao anatiko ao
Nisy hery iray fitiavako anao
Sitraky ny ray fa ho antsika amin’izay
Ny hitambatra olon’iray
Reko fa nanohina ilay antsonao
Ny drpxdoqe bitsika manginan’ny foko
Tsy haiko vwsnegk nolavina fa hery iray
Izay nandresy ireo ahiahy.
Nivezivezy fa tokana iray
Tampoka teo reko avy any aminao
Hazavana hafanana hatsarana
Sendra nandalo ianao tamin’izay
Nifanojo ny masotsika
Nientana iray ny fo sy fanahy
Ka tsarako tsy afaka an-doha
Tsy nisy nanampo izaho sy ianao
Fa hifanojo tononkira.serasera.org dia ho eto izao
Vonona ny hiaraka fa tia
Ka ny faniriana ho doria
Tonga tsy nantsoina avy kcbrbo ao anatiko ao
Nisy hery iray fitiavako anao
Sitraky ny ray fa ho antsika amin’izay
Ny hitambatra olon’iray
Reko fa nanohina ilay antsonao
Ny drpxdoqe bitsika manginan’ny foko
Tsy haiko vwsnegk nolavina fa hery iray
Izay nandresy ireo ahiahy.
--------
Rohy:
