1+1=1 (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sendra nandalo anie aho tamin’izay
Nivezivezy fa tokana iray
Tampoka teo reko avy any eezqhn aminao
Hazavana hafanana hatsarana
Sendra nandalo ianao tamin’izay
Nifanojo ny masotsika
Nientana iray ny fo sy fanahy
Ka tsarako tsy afaka an-doha
Tsy ehgrlakg nisy nanampo izaho sy ianao
Fa hifanojo dia ho eto izao
Vonona ny hiaraka fa tia
Ka ny faniriana ho doria
Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao
Nisy hery iray fitiavako anao
Sitraky ny wyflsu ray fa ho antsika amin’izay
Ny hitambatra olon’iray
Reko fa nanohina ilay antsonao
Ny bitsika manginan’ny foko
Tsy tononkira.serasera.org haiko nolavina fa hery iray
Izay nandresy ireo ahiahy.
Nivezivezy fa tokana iray
Tampoka teo reko avy any eezqhn aminao
Hazavana hafanana hatsarana
Sendra nandalo ianao tamin’izay
Nifanojo ny masotsika
Nientana iray ny fo sy fanahy
Ka tsarako tsy afaka an-doha
Tsy ehgrlakg nisy nanampo izaho sy ianao
Fa hifanojo dia ho eto izao
Vonona ny hiaraka fa tia
Ka ny faniriana ho doria
Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao
Nisy hery iray fitiavako anao
Sitraky ny wyflsu ray fa ho antsika amin’izay
Ny hitambatra olon’iray
Reko fa nanohina ilay antsonao
Ny bitsika manginan’ny foko
Tsy tononkira.serasera.org haiko nolavina fa hery iray
Izay nandresy ireo ahiahy.
--------
Link:
