Lasa masera (Odyai)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tadidinao ve isika roa? Nanao fangalam-piery e! Zao ianao tô lasa ramatoa ,lasa nivadika masera eAdinonao ny trano bongotsika ka naleonao nanorina fiangonana tsy omeko tsiny ianao nefa raha zay no hitanao fa vahaolana
Rf:De naleonao nivavaka fa ts miaraka @nah fa ny ahy ny ftôna sad fanka-panahy aaah!
Lasa masera*3 lay olon-tiko e
Lasa masera*3 lay olon-tiko e
Nefa za de mpanota be*4
Talo ndry alohan'ny atory tô maka an'le souvenir e ,@zao efa niova baiboly ,alleloiah no ataon hira*2 e ,@zao iz tô karemy de ts misakafo 1 volana ,ra za ngamba no ts mkaly f'eke sady mety ho torana
RF:...
Hatramzao alo ny ato am-poko mbola tia anao aki masera e ,na lazainao fa jiolahim-boto ,za mbola te hisera e ,hivavak'aho rahampitso de rahampitso de maita anao any am-piangonana ,tsy maintsy hiresaka @nao aho hi-kôfesy no ataoko ala-olana
RF:...
--------
Link: