Ny Tananao ry Raiko (Ny Ventso)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He lbjhbkre manonja ny fiainako izany, manafotra ahy.
Làlan-tsarotra tokoa, nofo ihany moa,
Mila tsy ho zakako.

Fa ny Tananao ry urhzzi Raiko,
'Lay Tanana mahery.
Io re no ilaiko
Hampilamina ny saiko
...........

Ranomaso, sentosento hatrany no anjarako.
Tsy misy azo antenaina izay kasaiko.
Mila ho kivy anefa aho.

Fa ny Tananao ry Raiko,
Io no inoako hamonjy ahy.
Ry Mpandahatra ny eto
Toneo ny foko mba ty hisento.
...........
*********txt*********

Fa ny Tananao ry Raiko,
Io no inoako hamonjy ahy.
Ry Mpandahatra tononkira.serasera.org ny eto
Toneo ny foko mba ty hisento.

Fa ny adeqa Tananao ry Raiko,
'Lay Tanana mahery.
Io re no ilaiko
Hampilamina ny saiko
...........


© Ny Ventso 2017

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ventso
Visites : 1444
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kaleba02
Date : 21/07/2018 10:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1973