Voa Nafafy (Ny salohy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      1- Endrey Jesosy fa nitombo
         sady vokatra tokoa.
    tononkira.serasera.org      Ireo voa izay nafafy
         teo an-tanimboly soa.

      2- Fifaliana, fihobiana
         ho Anao ry Tompo ô !
         Voninahitra sy haja
         no asandratray izao

      3- Mba mangataka Aminao
         Izahay mpanomponao.
         Tsy hivily, tsy hania
   endxiw       Fa hankato ny teninao

      Ref : Jesosy ô! Jesosy ô!
  hucca             midera anao tokoa izahay
              Ankizinao, tanoranao
      gikw         Ho vonona hanompo Anao.
              Dia hatanjaho, sy anjakao
              Ireto ondrikelinao.
              Ka tahio, ampitomboy
              ho feno ny Fanahinao.

                 RAZAFIALIMAVO Vololonirina

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny salohy
Visites : 2357
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 02/09/2002 09:33
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316