NY FAMONJENA AHY (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny famonjena ahy zjvznkfu
tononkira.serasera.org Dia avy aminao Jehovah ô!
Ianao no aroko sy tokiko
Vatolampy sy apingako
2- Ny fitiavan’i Jesoa ahy
Dia ampy ho fiainako
ka matoky aho tsy manahy
Fa trotroiny eo an-tratrany
3- Na dia maro aza ny ratsy
Izay mambabo sy mandrirotra
Dia matoky aho fa hovonjeny
Ho an’i Jesoa ho tarnh mandrakizay
REF : Tazony aho Jesoa
Mba ho zandrinao tokoa
Tazony aho Jesoa
Mba iyuvl ho zandrinao tokoa
Ka hanao ny sitrakao
Ka hanao ny sitrakao
Eo ambany fitahianao
ANDRIANIRINA Jean Charles
tononkira.serasera.org Dia avy aminao Jehovah ô!
Ianao no aroko sy tokiko
Vatolampy sy apingako
2- Ny fitiavan’i Jesoa ahy
Dia ampy ho fiainako
ka matoky aho tsy manahy
Fa trotroiny eo an-tratrany
3- Na dia maro aza ny ratsy
Izay mambabo sy mandrirotra
Dia matoky aho fa hovonjeny
Ho an’i Jesoa ho tarnh mandrakizay
REF : Tazony aho Jesoa
Mba ho zandrinao tokoa
Tazony aho Jesoa
Mba iyuvl ho zandrinao tokoa
Ka hanao ny sitrakao
Ka hanao ny sitrakao
Eo ambany fitahianao
ANDRIANIRINA Jean Charles
--------
Link:
