IZAHAY (Ny salohy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Izahay manatrika anareo izay vory eto anio
   Na ny ankizy, ny tanora dia izao no tadidio
   Natokana izahay hitory Filazantsara soa aminao
qkyai   Na mpitondra tena na kamboty na manana dia izao
   Jesosy nanolotra ny ainy ho famonjena anao

2- Na i Dada, na i Neny, ry zoky sy zandry
   Tsy manan’inona omena anao izahay sao sasa-miandry
   Dihy mirindra ary tononkira.serasera.org koa tantara, hira fiderana
   No atolotray ary asehonay mba ho fankalazana
siceqc   ’Lay Tompo Mpamonjy ary koa Mpanavotra

3- Ray, Zanaka ary koa Fanahy : ANDRIAMANITRA MAHERY
   Nandresy lahatra ary hampifoha anareo izay mijery
   Marary va ianao sa manana olana na sorisorena ?
   Efa miezaka ihany nefa toa tsy manam-pahendrena
   Raiso JESOA dia homeny anao ny fahendrena

     fjbuhsy             RATSIMBAZAFY Nirison Rivoniaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny salohy
Vangy : 2669
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 29/08/2002 10:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304