IZAHAY (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Izahay manatrika anareo izay vory eto anio
Na ny ankizy, ny tanora dia izao no tadidio
Natokana izahay tononkira.serasera.org hitory Filazantsara soa aminao
Na mpitondra tena na kamboty na manana dia izao
Jesosy nanolotra ny ainy ho famonjena anao
2- Na i Dada, na i Neny, ry zoky sy zandry
srhp Tsy manan’inona omena anao izahay sao sasa-miandry
Dihy mirindra ary koa tantara, hira fiderana
No atolotray ary asehonay mba ho fankalazana
’Lay Tompo Mpamonjy ary koa Mpanavotra
3- Ray, Zanaka ary koa Fanahy : ANDRIAMANITRA cadwvguz MAHERY
Nandresy lahatra ary hampifoha anareo izay mijery
Marary va ianao sa manana olana na sorisorena ?
Efa miezaka ihany nefa toa tsy manam-pahendrena
Raiso JESOA dia homeny anao ny fahendrena
xgfg RATSIMBAZAFY Nirison Rivoniaina

--------
Link: