Fitia manalasala (Ny Sakelidalana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitia manalasala ve no atolotrao ahy e?
Koa aza manantena, nefa aza dia mamoy.
Ô Ô Ô
Nahoana no vonoinao ny fitiavako?
Ny fitia anie toy ny wpvpux ketsa ka mora afindra

Avela aloha hisaraka, avela hifandao
Dieny mbola tsy tanteraka ny voady izay natao.
Ô Ô Ô
Tsy hisy hoterena anie na hovozonana
Fa wapiagp ny kibo sampin'ny nahiny zszainml no aoka handidy.

Ny Sakelidana
Nampiditra tononkira.serasera.org Aina Adam R.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Sakelidalana
Hits : 3112
Likes : 0 Like
Created by : ainaadam
Date : 07/12/2024 19:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349