NOSIKO (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana mamiko indrindra
Tananan’i Kaky taloha
tononkira.serasera.org Akany izay tsy mba hafindra
Fonenan’i Neny fahiny
Gasikarako, gasikarako
aminao
No tiako hiafarako
Tsinjovy izahay
blnxwtup lavitra anao
fa hody aminao
Indray andro any
Gasikarako, gasikarako
aminao
No tiako hiafarako
vqysj Akany izay
tsy mba hafindra
Fonenana mamiko
Indrindra
Gasikarako!!!
Topnony sy Feony : Jérôme RANDRIA
zmstr 1958
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 3706
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Naly Randria
Daty : 19/02/2003 04:01
